hafatry ny lanitra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pumkb Hafatry ny lanitra no ambarany
Ampitondraina ireo tanora mba henoy ange vwfua !
Ianareo Raolombelona tononkira.serasera.org raha miala ety an-tany
Miomana fa hiakatra
Any an-danitra no misy ilay Tanana soa
Ranomaso dia tavela ety an-tany ety
Hirahira mifamaly no manao sesilany
Izany re no fiainana any e !
Any an-danitra
Dieny mbola tsy nipaika ilay ora farany
Raha mbola misy ny euyxfje fotoana hibebahana
Aza dia variana loatra fa amboary dieny izao
Izato lalana hiankarana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Visites : 14134
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/10/2002 16:44