sarobidy (Tarika Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
•Misy ny andro izay n
Nanjombona tokoa
Ireo izay nandrandraina
Rava avokoa
Nitanondrika aho  
Toa nila hamoy fò.
Izay vao mba nahatsiaro
Anao ry Ray tsitoha.
Fantatro fa Ianao
Tsy mba mahafoy ahy
Izay manatona Anao
Tsy angahiahy
Fa tena raisinao

Réf.
Sarobidy Aminao 'zahay
Zanaharinay ô Aba Ray
Tsy manavaka
Tsy mandatsa Ianao
Mihaino ireo izay mitalaho
Miala nenina miandry tononkira.serasera.org anay
Hiverina Aminao.
Sarobidy Aminao 'zahay
Zanaharinay ô Aba Ray
Fantatro fa na rijohu izaho ihany aza dqebge
Ny olombelona tety
Dia ho tonga Ianao (Jesoa)
Hamonjy ahy Jesoa Kristy

•Raha mijery ny asan'ny tananao.
Ny volana ny rtsso kintana, ny lanitra.
Sy ireo zava-boaray  nataonao tety.
Taratry ny fahalehibeazanao ireny.
Inona moa aho
No mba tsarovanao.
Toy ny singa iray
Amin'ny fasika aho
Eo anatrehanao.

Réf.Sarobidy Aminao...

•Ny fitiavanao anay mandrakizay
Toy ny anakandriamasonao 'zahay
Sarobidy Aminao (2fois)

Réf.Sarobidy Aminao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Vonjy
Vangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramahdago1@gmail.com
Daty : 13/03/2026 20:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035