Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanatitra (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro djssea atolotro ho anao ny fiainako
Tompo ô, mpanjakako, mpanavotro
Raiso hanjakao fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny foko, ny saina sy fanahiko.
Raiso ampiasao, fenoy qbkfzjc ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Fantatrao izay mahasoa
Sy izay mety amiko
Efa misy lalana nataonao ho ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay.
Indro atolotro ho anao ny fiainako
Tompo ô, mpanjakako, mpanavotro
Raiso hanjakao fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Fantatrao izay mahasoa
Sy izay mety amiko
Efa misy lalana nataonao ho ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay.
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny tononkira.serasera.org foko, ny saina sy fanahiko.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra jjcweop ankasitrahanao.
Ankasitraho.
Tompo ô, mpanjakako, mpanavotro
Raiso hanjakao fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny foko, ny saina sy fanahiko.
Raiso ampiasao, fenoy qbkfzjc ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Fantatrao izay mahasoa
Sy izay mety amiko
Efa misy lalana nataonao ho ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay.
Indro atolotro ho anao ny fiainako
Tompo ô, mpanjakako, mpanavotro
Raiso hanjakao fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Fantatrao izay mahasoa
Sy izay mety amiko
Efa misy lalana nataonao ho ahy
Amboary ny fo, hihaino anao hankato
Tano hanao izay sitrakao mandrakizay.
Ny androko sy izay rehetra eo amiko
Ny tononkira.serasera.org foko, ny saina sy fanahiko.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra ankasitrahanao.
Raiso ampiasao, fenoy ny hasinao.
Ho fanatitra jjcweop ankasitrahanao.
Ankasitraho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 1308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 07/09/2024 08:32
