Tora-po (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ty hzsg olo-mahantra ity niantso Anao
Dia tononkira.serasera.org nohenoinao ny fivavako
Na dia hoe singany irery, na dia mba tsisy mpijery
Tsy nandà Ianao, nanaiky handray ny tanako
Misaotra Ray
Ka ambgbnhw hira no indro atolotro, hira kely zay mba vokatry ny fo
Fantatrao ny miafina anatiko ao sy zay mba mety ratrako am-panahy
Tsy haiko tantaraina raha ny fitiavanao
Ka hira mskzwn indray, hira no asandratray
Ny teninao mpampahery fanahy
Fiderana manaka-danitra
Saotra no atolotray, fitiavanao o ry Ray ny fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1720
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/06/2018 20:31