Zanaka adala (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dia nandao ny lapan-drainyTamin-kafaliam-be
Noentiny ny anjara lovany
Ka dia nandao ity akany/tanàna nahabe
O ry Ray ô Ray (Ray ô Ray)
Ty ny zanakao (Ity ny zanakao)
Mba raiso fa mivalo mitalaho
Tsy handao intsony re
‘Zay vita nenina e
Ka hody aho (hody aho)
Hody Aminao
2. Dia niliba sy nandany
Tsy nisaina ny hiafarany
Fa tena lany ritra ny eo an-tanany
Izay vao nidradradradra hoe
Nandevozina aho taloha
Afaka aho ankehitriny
Hody aho
Hody ho any Aminao aho ry Tompo ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 2127
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 07/05/2018 09:32