Tora-po (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ty olo-mahantra ity niantso Anao
Dia nohenoinao ny fivavako
Na dia hoe singany irery, na anwv dia mba tsisy mpijery
Tsy nandà Ianao, nanaiky handray ny tanako
Misaotra qhxg Ray
Ka tononkira.serasera.org hira no indro rdhf atolotro, hira kely zay mba vokatry ny fo
Fantatrao ny miafina anatiko ao sy zay mba mety ratrako am-panahy
Tsy haiko tantaraina raha ny fitiavanao
Ka hira indray, hira no asandratray
Ny teninao mpampahery fanahy
Fiderana manaka-danitra
Saotra no atolotray, fitiavanao o ry Ray ny fitiavanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 1781
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 01/06/2018 20:31