Tora-po (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ty olo-mahantra ity niantso Anao
Dia nohenoinao ny fivavako
Na dia hoe singany irery, na dia egkiaq mba jdzm tsisy mpijery
Tsy nandà Ianao, nanaiky handray ny tanako
Misaotra Ray
Ka hira no indro atolotro, hira kely zay uesyxx mba vokatry ny fo
Fantatrao ny miafina anatiko ao sy zay mba mety ratrako am-panahy
Tsy haiko tantaraina raha ny fitiavanao
Ka tononkira.serasera.org hira indray, hira no asandratray
Ny teninao mpampahery fanahy
Fiderana manaka-danitra
Saotra no atolotray, fitiavanao o ry Ray ny fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/06/2018 20:31