Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamiko indrindra (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mamiko indrindra Ianao Jehovah heriko
Ianao no harambatoko sy fiarovana xcupuhsq avo ho ahy
Andriamanitro tononkira.serasera.org vatolampy ialofako
Ampingako ary tandroka famonjena ahy
Miantso Anao Andriamanitra o
Fa mendrika ho ipsjscd deraina Ianao
Asandratray sy ankalazaina
Ny feonay nitaraina taminao
Niaino Ianao Andriamanitra
2. Misandràta Ianao Jehovah Tompo o
Fa lehibe ny indrafonao sy ny fahamarinanao
Andriamanitra o tafatoetra ny foko
Ny fanahiko mihira tlkwi sy mankalaza Anao
Fa tsara indrindra Ianao
Midera Anao, lehibe ny voninahitrao
Ianao no harambatoko sy fiarovana xcupuhsq avo ho ahy
Andriamanitro tononkira.serasera.org vatolampy ialofako
Ampingako ary tandroka famonjena ahy
Miantso Anao Andriamanitra o
Fa mendrika ho ipsjscd deraina Ianao
Asandratray sy ankalazaina
Ny feonay nitaraina taminao
Niaino Ianao Andriamanitra
2. Misandràta Ianao Jehovah Tompo o
Fa lehibe ny indrafonao sy ny fahamarinanao
Andriamanitra o tafatoetra ny foko
Ny fanahiko mihira tlkwi sy mankalaza Anao
Fa tsara indrindra Ianao
Midera Anao, lehibe ny voninahitrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 07/05/2018 10:46
