Mamiko indrindra (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mamiko indrindra Ianao Jehovah heriko
Ianao no harambatoko sy fiarovana avo ho ahy
Andriamanitro vatolampy ialofako
Ampingako ary tandroka famonjena ahy
Miantso Anao jsblogti Andriamanitra o
Fa mendrika ho deraina Ianao
Asandratray sy ankalazaina
Ny feonay nitaraina taminao
Niaino Ianao Andriamanitra
2. Misandràta Ianao Jehovah Tompo o
Fa lehibe tononkira.serasera.org ny indrafonao sy ny fahamarinanao
Andriamanitra o tafatoetra ny lbpesawh foko
Ny fanahiko mihira sy mankalaza xfgwlwrc Anao
Fa tsara indrindra Ianao
Midera Anao, lehibe ny voninahitrao
Ianao no harambatoko sy fiarovana avo ho ahy
Andriamanitro vatolampy ialofako
Ampingako ary tandroka famonjena ahy
Miantso Anao jsblogti Andriamanitra o
Fa mendrika ho deraina Ianao
Asandratray sy ankalazaina
Ny feonay nitaraina taminao
Niaino Ianao Andriamanitra
2. Misandràta Ianao Jehovah Tompo o
Fa lehibe tononkira.serasera.org ny indrafonao sy ny fahamarinanao
Andriamanitra o tafatoetra ny lbpesawh foko
Ny fanahiko mihira sy mankalaza xfgwlwrc Anao
Fa tsara indrindra Ianao
Midera Anao, lehibe ny voninahitrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-pideranaVisites : 1737
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 10:46
