Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamiko indrindra (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mamiko indrindra tononkira.serasera.org mrqk Ianao Jehovah heriko
Ianao no harambatoko sy fiarovana avo ho ahy
Andriamanitro vatolampy ialofako
Ampingako ary tandroka famonjena ahy
Miantso Anao Andriamanitra o
Fa mendrika ho ovkfdapg deraina Ianao
Asandratray sy ankalazaina
Ny feonay aiemgpgm nitaraina taminao
Niaino Ianao Andriamanitra
2. Misandràta Ianao Jehovah Tompo o
Fa lehibe ny indrafonao sy ny fahamarinanao
Andriamanitra o tafatoetra ny foko
Ny fanahiko mihira sy mankalaza Anao
Fa tsara indrindra Ianao
Midera Anao, lehibe ny voninahitrao
Ianao no harambatoko sy fiarovana avo ho ahy
Andriamanitro vatolampy ialofako
Ampingako ary tandroka famonjena ahy
Miantso Anao Andriamanitra o
Fa mendrika ho ovkfdapg deraina Ianao
Asandratray sy ankalazaina
Ny feonay aiemgpgm nitaraina taminao
Niaino Ianao Andriamanitra
2. Misandràta Ianao Jehovah Tompo o
Fa lehibe ny indrafonao sy ny fahamarinanao
Andriamanitra o tafatoetra ny foko
Ny fanahiko mihira sy mankalaza Anao
Fa tsara indrindra Ianao
Midera Anao, lehibe ny voninahitrao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 1793
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 10:46
