Kalvary (Tarika Ny Hasim-piderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mba nijaly loatra Ianao ‘lay Jesoa Tompo lehibe
Navela irery ory irery tao lrmcp ecdzr Kalvary
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra
Kanefa re niaritra reo tononkira.serasera.org kapoka

(×2) Ireny rehetra ireny anie nataonao mba ho ahy
Fa nijaly Ianao noho ny amiko

2. Tompo be herim-po nisolo voina ahy tokoa
Nanaiky mba ho avotra idvfnfgv noho ny otako
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra
Kanefa re niaritra reo kapoka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Vangy : 3390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 25/05/2018 11:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295