Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kalvary (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mba nijaly loatra Ianao ‘lay Jesoa Tompo lehibe
Navela irery ory irery tao Kalvary
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra
Kanefa re niaritra reo kapoka
(×2) Ireny rehetra ireny mevi anie nataonao mba ho ahy
Fa nijaly Ianao noho ny amiko
2. Tompo be herim-po nisolo voina ahy tononkira.serasera.org tokoa
Nanaiky mba ho avotra noho ny otako
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra
Kanefa re niaritra reo kapoka
wywlg hypobe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-pideranaVisites : 3468
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 25/05/2018 11:01