Kalvary (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sdibb
1. Mba nijaly loatra Ianao ‘lay Jesoa Tompo lehibe
Navela tononkira.serasera.org irery kjkk ory irery tao Kalvary
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry nkodf fatratra
Kanefa re niaritra reo kapoka
(×2) Ireny rehetra ireny anie nataonao mba ho ahy
Fa nijaly Ianao noho ny amiko
2. Tompo be herim-po nisolo voina ahy tokoa
Nanaiky mba ho avotra noho ny otako
Rà nipatrapatraka, toa hirifiry fatratra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 3390
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 25/05/2018 11:01