Atolotro (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. aadnwm Atolotro Andriamanitra ô
Ho Anao izao, mba ho eo an-tananao
Ny fiainako izao anio izao
Apetrako mba ho Anao ry Ray
Ho Anao anio sy ho rahampitso koa
Ho Anao anio tsy ho hisy ho tanako
Ho Anao anio sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho Anao ry Ray
2. E fantatrao fa sarotra ny megerbtf dia (sarotra ny dia)
Izany indrindra no ilako Anao izao (ilako Anao)
Avia ry Ray, avia ka tononkira.serasera.org manampia (ou ou)
Ny fiainako rehetra omeko Anao (omeko Anao) leitjpq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1902
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 07/05/2018 10:44