Atolotro (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Atolotro Andriamanitra ô
Ho Anao izao, mba ho eo an-tananao
Ny fiainako izao anio izao
Apetrako mba ho Anao ry Ray
Ho Anao anio sy ho rahampitso koa
Ho Anao anio tsy ho vvrll hisy ho tanako
Ho Anao anio sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho Anao ry Ray
2. E fantatrao fa sarotra ny dia (sarotra ny hxlu dia)
Izany indrindra veoqwqp no ilako Anao izao (ilako Anao)
Avia ry Ray, avia ka manampia (ou ou)
Ny fiainako rehetra tononkira.serasera.org omeko Anao (omeko Anao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-pideranaVisites : 1823
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 10:44