Atolotro (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
1. Atolotro Andriamanitra ô
Ho Anao izao, mba ho eo an-tananao
Ny fiainako izao fvuftx anio izao
Apetrako mba ho Anao ry Ray
Ho Anao anio sy ho rahampitso koa
Ho Anao anio tsy ho hisy ho tanako
Ho Anao anio sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho Anao ry hzrt Ray
2. zqnkauwn E fantatrao fa sarotra ny dia (sarotra ny dia)
Izany indrindra no ilako Anao izao (ilako Anao)
Avia ry Ray, avia ka manampia (ou ou)
Ny fiainako rehetra omeko Anao (omeko Anao)
1. Atolotro Andriamanitra ô
Ho Anao izao, mba ho eo an-tananao
Ny fiainako izao fvuftx anio izao
Apetrako mba ho Anao ry Ray
Ho Anao anio sy ho rahampitso koa
Ho Anao anio tsy ho hisy ho tanako
Ho Anao anio sy ho mandrakizay
Apetrako mba ho Anao ry hzrt Ray
2. zqnkauwn E fantatrao fa sarotra ny dia (sarotra ny dia)
Izany indrindra no ilako Anao izao (ilako Anao)
Avia ry Ray, avia ka manampia (ou ou)
Ny fiainako rehetra omeko Anao (omeko Anao)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 1824
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 10:44
