Andriamanitra o (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. (*2) Andriamanitra o! uopjjoz Andriamanitro Ianao
Mitady Anao, hdvuwhx mitady Anao fatratra aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko (Ray o)
Andriamanitra o, Ianao no fialofako
Feno fahoriana raha ny fiainanay ety
Sento fijaliana, rakotr’haizina zigicdgk Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay, iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao, Tompo tsy mba mahafoy anay
2. Andriamanitra o, Ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina Aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy
Faingàna Ianao hanafaka ahy, Ray o
Andriamanitra tononkira.serasera.org o, Ianao no fiarovako
TARIKA NY HASIM-PIDERANA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 2792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 07/06/2018 08:51