Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra o (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. (*2) Andriamanitra o! Andriamanitro Ianao
Mitady Anao, mitady njkj Anao fatratra aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko (Ray o)
Andriamanitra o, Ianao no fialofako
Feno fahoriana raha ny fiainanay ety
Sento fijaliana, rakotr’haizina pikqjk Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay, iza tononkira.serasera.org no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao, Tompo tsy mba mahafoy anay
2. Andriamanitra o, Ianao mahalala jajyr ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina Aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy
Faingàna Ianao hanafaka ahy, Ray o
Andriamanitra o, Ianao no fiarovako
TARIKA NY HASIM-PIDERANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-pideranaVisites : 3093
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 07/06/2018 08:51