Andriamanitra o (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. (*2) Andriamanitra o! Andriamanitro Ianao
Mitady Anao, mitady Anao fatratra aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko (Ray o)
Andriamanitra o, Ianao no fialofako
Feno fahoriana raha loxztu ny fiainanay ety
Sento fijaliana, rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay, iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao, Tompo tsy mba mahafoy anay
2. Andriamanitra tononkira.serasera.org o, qkfxf Ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina khyu Aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy
Faingàna Ianao hanafaka ahy, Ray o
Andriamanitra o, Ianao no fiarovako
TARIKA NY HASIM-PIDERANA
Mitady Anao, mitady Anao fatratra aho
Fa mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko (Ray o)
Andriamanitra o, Ianao no fialofako
Feno fahoriana raha loxztu ny fiainanay ety
Sento fijaliana, rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay, iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao, Tompo tsy mba mahafoy anay
2. Andriamanitra tononkira.serasera.org o, qkfxf Ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina khyu Aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy
Faingàna Ianao hanafaka ahy, Ray o
Andriamanitra o, Ianao no fiarovako
TARIKA NY HASIM-PIDERANA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 2793
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 07/06/2018 08:51
