Andao zalahy (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao wrutjmch zalahy, andao isika hivavaka e
Hiaraka hidera ilay Mpamonjy
Jesoa no Andriamanitra e
1. Hiadana isika, ho sambatra ho blxynv tafita e
Hipody an-tranon-dRay, dia handry tononkira.serasera.org fahizay e
Jesoa no Andriamanitra e
2. Hifaly izaho sy ianao, hisantatra kktyl sahady e
‘Lay fiainam-baovao, hitsahatra ny ady e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1838
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 07/05/2018 09:32