Andao zalahy (Tarika Ny Hasim-piderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao zalahy, andao isika hivavaka e
Hiaraka hidera ilay Mpamonjy
Jesoa no Andriamanitra e

1. Hiadana isika, ho sambatra ho tafita e
Hipody an-tranon-dRay, dia handry fahizay e
Jesoa no Andriamanitra e

2. Hifaly izaho sy ianao, hisantatra sahady e
‘Lay fiainam-baovao, hitsahatra ny ady e
Jesoa no Andriamanitra e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-piderana
Visites : 1229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 09:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729