Andao zalahy (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao zalahy, llkpi andao isika hivavaka e
Hiaraka hidera ilay Mpamonjy
Jesoa no Andriamanitra e
1. Hiadana isika, ho sambatra ho tafita e
Hipody an-tranon-dRay, xkunod dia handry fahizay wqatpgpm e
Jesoa no Andriamanitra e
2. Hifaly izaho sy ianao, hisantatra sahady e
‘Lay tononkira.serasera.org fiainam-baovao, hitsahatra ny ady e

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 1837
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 09:32