Fiarovana avo (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na inon’inona fijalina
Na inon’inona fahoriana
Ka dia Jéhovah no fiarovana avo
ho amin'ny fiainanao e! ho amin'ny fahantrana
Ka dia Jéhovah no fiarovana avo
ho amin'ny fiainanao e! ho amin'ny fahantrana
Refrain;
Andao migny tisika rehetra
Hanantona ilay Mahery
Hery tsy Manam-petra
Sitragna ny ratra sy fery
Aretina Mangirifiry io
Tsy mainty sitrana io tadidio
Ka dia Jéhovah no mpanasitragna
Amin’ny aretinao e amin'ny zay tsy salama
Ka dia Jéhovah no mpanasitragna
Amin’ny aretinao e amin'ny zay tsy salama
Folk; Hahay!!
Aoka andihy ho an’Jesosy amzay izay tsara fiarovana!
Eo Eo Eo Eo!!Eoaaaaaa!
Ataonao amzao tontolo zao avao ambience toy, Evangelika ty fa tsy
miroro!
Asio asio! asio dance mafanafana koahy e!
zaaay LET'S GO!
A/C.RANDRIANAIVO Lova
--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 10:53)
Fiarovana avo (Taratra Hazavana Madagasikara)
A/C.RANDRIANAIVO Lova
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 10:55)
"Fiarovana Avo" dia hira evanjelika maneho am-pahatsorana sy am-pahavitrihana ny fiankinan-doha amin’Andriamanitra amin’ny fotoan-tsarotra sy amin’ny ady rehetra sedrain’ny olona mino.

Mampatsiahy ilay fahatsapana lalina fa i Jehovah no mandrakotra antsika amin’ny ampingany, manafina ao ambanin’ny elany, ary manome fiononana sy fiadanana tsy azon’ny olombelona omena
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana Madagasikara
Vangy : 125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 10:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0183