Dedicace (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dedicace hoanao e! Dedicace hoanao e!
Fifaliana ho ahy!
Izaho dia hifaly sy ravoravo ao aminao!
Izaho dia hidera sy hankalaza am-poko ao!
Famindram-po sy fahasalamana
natolotrao
Ny olana fzsblv retra sy ny wtduxibv adalana nindesinao!
Ny fifohana rehetra sy fangejana, Narianay
Fijangajangana sy ny afokagna ataoko bye!
Bye!
REFRAIN;
Na ino hitranga, na ino hipoitra.
Tavela nijanona hatreo alo ny trosa
Ny dera sy laza ho tononkira.serasera.org anao re ry Ray!
DEDICACE Jseosy ho mandrakizay!
Enao zay vonona hanaradia
Avy amizay ,Fahasoavana lczfiyc sy famindrampo
Manaraka anay.
A/C: RANDRIANAIVO Lova

--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:23)
Ny hira “Dedicace ho anao” dia hira feno hafaliana sy fankasitrahana ho an’i Jesôsy Kristy, satria Izy no nahavonjy sy nanadio amin’ny ota, nahatonga fanafahana sy fiainana vaovao.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana MadagasikaraVangy : 276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 11:21