Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dedicace (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dedicace hoanao e! Dedicace hoanao e!Fifaliana ho ahy!
Izaho dia hifaly sy ravoravo ao aminao!
Izaho dia hidera sy hankalaza am-poko ao!
Famindram-po sy fahasalamana
natolotrao
Ny olana retra sy ny adalana nindesinao!
Ny fifohana rehetra sy fangejana, Narianay
Fijangajangana sy ny afokagna ataoko bye!
Bye!
REFRAIN;
Na ino hitranga, na ino hipoitra.
Tavela nijanona hatreo alo ny trosa
Ny dera sy laza ho anao re ry Ray!
DEDICACE Jseosy ho mandrakizay!
Enao zay vonona hanaradia
Avy amizay ,Fahasoavana sy famindrampo
Manaraka anay.
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:23)
Ny hira “Dedicace ho anao” dia hira feno hafaliana sy fankasitrahana ho an’i Jesôsy Kristy, satria Izy no nahavonjy sy nanadio amin’ny ota, nahatonga fanafahana sy fiainana vaovao.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana MadagasikaraHits : 123
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:21
