Ampidiro aloha ny tenimiafina
Atolotray ho Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ny saotra atolotray ho Anao
Dera laza sy voninahitra ho mandrakizay
Satria ny famindram-ponao no nahatoy izao anay
Ka mendrika hankalazaina ny Anaranao
Fiverenana :
Raha jerena ireo soa (ka ireo soa)
Nataonao tamiko (izay tamiko)
Tsy takatra heverenina ireo ka misaotra Anao
Ka inona moa (inona moa)
No avaliko (no emhaig avaliko)
Ny andronay sisa rehetra atolotray ho Anao
Raha mandalo ady sarotra dia fantatray
Teo ianao tsy miala fa miahy sy mitantana
Ka raha misy fisainanay hoe aiza moa Ianao
Ifonanay satria Ianao ilay Tompo tsy mandao
Fiverenana : Raha jerena ireo soa…
Raha etytdcu mihiratra ny mason ny tononkira.serasera.org nkhhjss maraina
Miampy iray indray ny andro natolotrao anay
Faly izahay fa mbola mahit’io masoandro io
Fantatray fa famindram-ponao no antony
Fiverenana : Raha jerena ireo soa… (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:28