Atolotray ho Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ny saotra atolotray ho Anao
Dera laza sy voninahitra ho mandrakizay
Satria ny famindram-ponao no nahatoy izao anay
Ka mendrika hankalazaina ny Anaranao
Fiverenana :
Raha jerena ireo soa (ka ireo soa)
Nataonao tamiko (izay tamiko)
Tsy takatra heverenina ireo ka misaotra Anao
Ka inona moa (inona moa)
No avaliko (no avaliko)
Ny andronay sisa rehetra atolotray ho Anao
Raha mandalo ady sarotra dia fantatray
Teo ianao tsy miala tononkira.serasera.org fa miahy sy mitantana
Ka raha misy cjcpdq fisainanay hoe aiza moa Ianao
Ifonanay satria Ianao ilay Tompo olpuy tsy mandao
Fiverenana : Raha jerena ireo soa…
Raha mihiratra ny mason ny dlpyz maraina
Miampy iray indray ny andro natolotrao anay
Faly izahay fa mbola mahit’io masoandro io
Fantatray fa famindram-ponao no antony
Fiverenana : Raha jerena ireo soa… (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1047
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:28