Fiainana an-tany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johin-dranomaso ve no asetrinao ny Tompo
Hakiviana lava miampy sento sy skjq toloko
Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n'inona hatao
Hazo fijaliana tsy mba manam-paharoa
Nentin'Izy Tompo sy tononkira.serasera.org niafiany tokoa
Koa ndeha atrakao ny loha, omeo ny entanao
Fa Izy efa nanafaka anao
Fiverenana:
Indro Jesosy ô, mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho lapanao tokoa
(×2)
Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana
Maro ayrpua zavatra sedraina raha lalana ombana
Ny finoana ao anatinao no hazony sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny lalana mankany
Sady nanamboatra toerana miadana hifaly
Lova sarobidy izay nomeny ho anao
Raiso Izy anio fa jclik tsy hanenenanao
Fiverenana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 4954
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : kalotsiky
Daty : 21/07/2019 19:19