You are here: home > Tononkira > Tanora Masina Itaosy

Ianao tsy mba mandao (Tanora Masina Itaosy)

https://tononkira.serasera.org/hira/tanora-masina-itaosy/ianao-tsy-mba-mandao

1- Na mandalo ady sarotra eo ianao,
Na misy tafihotra hianao tsy mba mandao
Fa dia mitantana,
Sy manoro lalana hodiavina.

Na mandalo fitsapana mahamay,
Fantatro ny hevitrao ny hahatsara Ahy
Na mafy aza indraindray
'Reo fizahan-toetra apetrakao ry Ray.

ref: Matoky Anao Aho
Fa tsara Hianao
Ho mandrakizay ny fiderako Anao
Ka na inona misy eo anoloako
'lay fitiavako tsy hiala aminao
lanao ilay tsy mba mandao

tononkira.serasera.org2~Fantatro fa na dia hisy ny hanjo,
Hianao Jesosy no fihiniko
'Zaho tsy hanana ahiahy
Efa eo hianao tsy misy hakasika Ahy

Na manenjika aza ireo fahavaloko
lreo mpialona manao izay hahavoa
lzaho eo an-tratranao
Miaro Ahy Hianao 'lay Andriamanitro.

ref: Matoky Anao Aho ... ...

Na manenjika aza izao tontolo izao
'lay fitiavako de tsy hiala Aminao

ref: Matoky Anao Aho ... ...

'lay fitiavako tsy hiala Aminao
lanao ilay tsy mba mandao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Mpamaky : 196
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 16/05/2020 08:57:39
ID : 12727

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo