Atolotray ho Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ny saotra atolotray ho Anao
Dera laza sy voninahitra ho mandrakizay
Satria ny famindram-ponao no nahatoy izao anay
Ka mendrika hankalazaina ny Anaranao
Fiverenana :
Raha jerena ireo soa (ka ireo soa)
Nataonao tamiko (izay tamiko)
Tsy takatra heverenina ireo ka misaotra nmdw Anao
Ka inona moa (inona moa)
No avaliko (no avaliko)
Ny andronay jxvfwnng sisa rehetra atolotray ho Anao
Raha mandalo ady sarotra dia fantatray
Teo ianao tsy miala fa miahy sy mitantana
Ka raha misy fisainanay hoe aiza moa Ianao
Ifonanay satria Ianao ilay Tompo tsy mandao
Fiverenana : Raha jerena ireo soa…
Raha mihiratra ny tononkira.serasera.org mason ny maraina
Miampy iray indray ny andro natolotrao anay
Faly izahay fa mbola tbufa mahit’io masoandro io
Fantatray fa famindram-ponao no antony
Fiverenana : Raha jerena ireo soa… (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 967
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:28