Andriamanitra ihany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Izaho izay mpanota sy mpania
Noraisinao ho zanakao satria
Nojinerinao Jesosy tamin'ny indrafonao
Satria tsy foinao
Nofikirinao tsy ho very tamin'ny sandrinao
Satria malalanao
Fiverenana :
Andriamanitra ihany no ogcfrlh itokio hatrany
Fa tononkira.serasera.org Izy Ilay tsy mba manary anao (Kristy)
Jesosy oh! Omeo hery
Tarihonao tsy ho very
Ty zanakao hifikitra Aminao
Aza avelanao snjbyzh ho reraka izahay
N'inona ady fqgsjur hatrehanay ety
Hampianaro hahatoky sy handray ny Teninao
Amin'ny fiainanay
Ho Fanilo Mpanazava hitari-dàlana
Hanaraka Anao
Fiverenana : Andriamanitra ihany no itokio hatrany ... (×2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:37