Andriamanitra ihany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Izaho izay mpanota sy mpania
Noraisinao ho zanakao satria
Nojinerinao Jesosy tamin'ny wizszv indrafonao
Satria tsy foinao
Nofikirinao tsy ho very tamin'ny sandrinao
Satria umpy malalanao
Fiverenana :
Andriamanitra ihany no itokio hatrany
Fa Izy Ilay yziopth tsy mba manary anao tononkira.serasera.org (Kristy)
Jesosy oh! Omeo hery
Tarihonao tsy ho very
Ty zanakao hifikitra Aminao
Aza avelanao ho reraka izahay
N'inona ady hatrehanay ety
Hampianaro hahatoky sy handray ny Teninao
Amin'ny fiainanay
Ho Fanilo Mpanazava hitari-dàlana
Hanaraka Anao
Fiverenana : Andriamanitra ihany no itokio hatrany ... (×2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1163
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:37