Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra ihany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Izaho izay mpanota sy mpania
Noraisinao mzzdvf ho zanakao satria
Nojinerinao Jesosy tamin'ny indrafonao
Satria tononkira.serasera.org tsy foinao
Nofikirinao tsy ho very tamin'ny sandrinao
Satria malalanao
Fiverenana :
Andriamanitra ihany no itokio hatrany
Fa Izy Ilay tsy mba manary anao (Kristy)
Jesosy oh! Omeo hery
Tarihonao tsy ho very
Ty zanakao hifikitra Aminao
Aza avelanao ho reraka izahay
N'inona ady hatrehanay ety
Hampianaro hahatoky wpqtedx sy handray ny Teninao
Amin'ny fiainanay
Ho eacvjgw Fanilo Mpanazava hitari-dàlana
Hanaraka Anao
Fiverenana : Andriamanitra ihany no itokio hatrany ... (×2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1054
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:37