Ny hatanoranay (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hatanoranay entinay manandratra Anao
Ny fqqe Fisianay eto an-tany spbkaxm ho laninay hanompona Anao
Ny Talentanay entinay hiderana Anao
Izay rehetra hanananay hankalazana ny Anaranao

Fa mendrika Anao Tompo o ny fiderana
Tsisy afa tsy Ianao Jesosy no Andriamanitray

Oh oh oh oh oh  'Zaho hidera Anao
Oh oh oh oh oh  Hihika haleloia
Oh oh oh oh oh  'Zaho hidera Anao
Oh oh oh oh oh  Hihika haleloia

Hirahira ho Anao hatrany no asandratray isan'andro
Fanandratana Anao ry Ray eikd mandrakizay
Tsy hangina ny molotray hitory Anao tononkira.serasera.org Jesosy
Fa Mpanjaka Tsitoha mandrakizay Ianao

Album 2016 NY HATANORANAY
A/C Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/10-ny-hatanoranay-tif?in=tanorainfaith/sets/ny-hatanoranay-tanora-in-faith-album-1

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora in Faith
Vangy : 2258
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : InFaith
Daty : 16/09/2016 21:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1287