Ny hatanoranay (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hatanoranay entinay manandratra Anao
Ny Fisianay llsg eto an-tany ho laninay hanompona Anao
Ny Talentanay akjdczg entinay hiderana Anao
Izay rehetra hanananay hankalazana ny Anaranao
Fa mendrika Anao Tompo o ny fiderana
Tsisy afa ptou tsy Ianao Jesosy no Andriamanitray
Oh oh oh tononkira.serasera.org oh oh 'Zaho hidera Anao
Oh oh oh oh oh Hihika haleloia
Oh oh oh oh oh 'Zaho hidera Anao
Oh oh oh oh oh Hihika haleloia
Hirahira ho Anao hatrany no asandratray isan'andro
Fanandratana Anao ry Ray mandrakizay
Tsy hangina ny molotray hitory Anao Jesosy
Fa Mpanjaka Tsitoha mandrakizay Ianao
Album 2016 NY HATANORANAY
A/C Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/10-ny-hatanoranay-tif?in=tanorainfaith/sets/ny-hatanoranay-tanora-in-faith-album-1

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora in FaithVisites : 2387
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : InFaith
Date : 16/09/2016 21:21