You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Tanora in Faith

1932

Nampiditra : InFaith
Tamin'ny : 16/09/2016 18:44:54

Mombamomba :
« Tanora in Faith », sampana iray hiangonan’ny tanora miisa 150 no mihoatra ao amin’ny fiangonana Finoana sy Fanasitrana. Nitsangana tamin’ny volana Jona 2013 izany. « Tanora in Faith » na tanora ao amin’ny finoana raha adika tsotsotra ny anarana nomena ny sampana.

Hametraka hevitra

Midira aloha