Ny hatanoranay (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hatanoranay entinay manandratra Anao
Ny Fisianay eto an-tany ho laninay hanompona Anao
Ny Talentanay entinay hiderana Anao
Izay rehetra hanananay hankalazana ny Anaranao
Fa mendrika Anao Tompo o ny fiderana
Tsisy afa tsy Ianao Jesosy iixm no Andriamanitray
Oh oh oh oh oh 'Zaho hidera Anao
Oh oh oh oh oh Hihika haleloia
Oh oh oh oh oh ftepxmku 'Zaho hidera Anao
Oh oh oh oh hptczm oh Hihika haleloia
Hirahira ho Anao hatrany tononkira.serasera.org no asandratray isan'andro
Fanandratana Anao ry Ray mandrakizay
Tsy hangina ny molotray hitory Anao Jesosy
Fa Mpanjaka Tsitoha mandrakizay Ianao
Album 2016 NY HATANORANAY
A/C Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/10-ny-hatanoranay-tif?in=tanorainfaith/sets/ny-hatanoranay-tanora-in-faith-album-1

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora in FaithHits : 2317
Likes : 0 Like
Created by : InFaith
Date : 16/09/2016 21:21