Tazony aho (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora anie ny lalan-danitra raha te ho any
Isika miaina eto an-tany,ny tany iiyyoj malama ihany
Mety hianjera raha tsy miazona tsara
Mety ho lena raha tsy mialoka tsara
Ka miambena fa tampoka ny tononkira.serasera.org lera tsy miera aminao
Tazony fhojwofo aho, Jesosy ô ! Tsy hiala Aminao
Arovy aho, Jesosy ô ! vqaimyj Fa mialoka Aminao
Fa ny eo an-tananao irery no tsisy haharombaka ahy
Ka tano aho mba ho Anao mandrakizay
Tazony aho
Arovy aho
Fikiro aho
Tehirizo aho ... ho Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora in FaithVisites : 1816
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : holimanampisoa
Date : 22/03/2024 08:21