Jesosy ihany (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny eo Anilanao, mamy ny eo Ankaikinao
Sambatra ny fo izay Hitoeranao
Tsy atakaloko Anao, raha izao rehetra izao
Ny eo Anilanao no mahatsara ahy
Ataoko qnoqj hanakoako ho ren'izao tontolo izao
Ny Anaranao, ny Hatsaranao
Ataoko hanakoako manerana ny hjkxr tany " Jesosy ihany "
Ataoko hanakoako ho ren'izao tontolo izao
Fa mahery Ianao, mahagaga Ianao
Ataoko hanakoako manerana ny tany " Jesosy ihany "
Omaly anio mandrakizay, tsy miova okao Ianao ry Ray
Fa mandrakizay ny Famindram-ponao
Mbola ho tononkira.serasera.org hirahirako ny maraina vao mifoha
Isan'andro isan'andro ny Anaranao

A/C: Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/04-jesosy-ihany-tif

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora in FaithVisites : 3530
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Infaith
Date : 22/11/2016 19:45