VAOVAO MAHAFALY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Ho voafehy tsy hifindrafindra
Kanefa miala maina fa tsisy antenaina
Izay rehetra azo toa halazo
Ka manara-po amin’ny toetra tsy mahasoa
Hanariana dia fa ho aiza moa ?
Kanefa nisy ihany, nahita fitsaharana
Ny zioga izay qlppkirq lanjainy toa maivana
Andeha lazao ireo namanao
Fa misy vaovao, fifaliana ho ahy sy ianao
Dia Jesoa ilay namoy ny ainy ho fanavotana
Izy no lalana sy fiainana ary fahamarinana
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Koa andeha torio ilay tsara indrindra
Dia Jesoa Mpiandry tsara ilay efa tononkira.serasera.org nanambara
Fa Izy no homba anao hatramin’izao
Dia Jesoa, fdugw vaovao mahafaly ho ahy sy cvtfxxv ho anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2742
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32