VAOVAO MAHAFALY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ivmwyevk ireo maniry hanam-piainana mirindra
Ho voafehy tsy hifindrafindra
Kanefa miala maina fa tsisy antenaina
Izay rehetra azo toa halazo
Ka manara-po amin’ny toetra tsy mahasoa
Hanariana dia fa ho aiza moa ?
Kanefa nisy ihany, ydnxqao nahita fitsaharana
Ny zioga izay lanjainy ttzzol toa maivana
Andeha lazao ireo namanao
Fa misy vaovao, fifaliana ho ahy sy ianao
Dia Jesoa ilay namoy ny ainy ho fanavotana
Izy no lalana sy fiainana ary fahamarinana
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Koa andeha torio ilay tsara indrindra
Dia Jesoa Mpiandry tsara tononkira.serasera.org ilay efa nanambara
Fa Izy no homba anao hatramin’izao
Dia Jesoa, vaovao mahafaly ho ahy sy ho anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 2743
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 18/08/2010 10:32