LOZAKO RAHA TSY MITORY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko tantaraina Tompo ô eodqhjnk ny herinao
Ny fasana dia resy, ny heloko hafakao
Inty aho iraho tononkira.serasera.org hitory ny vaovao mahafaly
Mba handray ny famonjena ireo mahantra sy zpua mijaly
Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka ny feoko no hasandratro hidera an'Andriamanitra

Ka ny tononkira hanambara ny asan'Andriamanitra
Izay talenta ananako avy taminao ry Tompo
Moa tsy hampiasaiko hoentiko hanoro famksjq koa
Hampahery ireo rahalahy voagejam-pahotàna
Hitory teny an-kira hamaha ny gadran'ny satàna

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3311
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 10:07