MIORENA TSARA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gvbs Efa akaiky ilay andro hiavian'ny Tompo izao
Efa ho avy ny fotoana hitsaharana amin'izay
Amin'izay fotoana izay no hamaliana ny akep asanao
Hijinjana izay natao tononkira.serasera.org teto an-tany hatrizay

Efa akaiky ilay andro handaozanao izao nofo izao
Efa ho avy ny fotoana hodiana vovoka indray
Amin'izay fotoana izay tsy hisy intsony ny azo atao
Eo no hiandrasanao ilay fitsaràna iray

Ka mba faniriako raha toa ka mety ianao
Miambena tsara, tano ny finoanao
Tena fifaliako raha toa ka sitrakao
Dia isika izao hifampitantana ho ao

Miorena tsara, aza miova
Oh, miasà mijoroa
Fa efa ho avy ny Tompo ghtm handray ny azy
Ka dia miomàna izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2505