OMEKO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nandre ny antsonao
Nanaiky tsy dozvsx niahotra aho
Nahatsapa koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko Anao tvtu ny fiainako
Ny finoako tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, tsy ho laviko Ianao
Ry tononkira.serasera.org Jesoa mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha ny hatanorako indro omeko Anao
Omeko Anao tokoa gtcei ka hanjakao
Fa efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
Nanaiky tsy dozvsx niahotra aho
Nahatsapa koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko Anao tvtu ny fiainako
Ny finoako tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, tsy ho laviko Ianao
Ry tononkira.serasera.org Jesoa mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha ny hatanorako indro omeko Anao
Omeko Anao tokoa gtcei ka hanjakao
Fa efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2491
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32
