VAOVAO MAHAFALY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Ho voafehy tsy hifindrafindra
Kanefa miala maina fa tsisy antenaina
Izay rehetra azo toa halazo
Ka manara-po amin’ny toetra tsy mahasoa
Hanariana dia fa ho aiza moa ?
Kanefa nisy ihany, nahita fitsaharana
Ny zioga izay lanjainy toa maivana

Andeha lazao ireo tononkira.serasera.org namanao
Fa misy vaovao, fifaliana ho ahy sy ianao
Dia Jesoa ilay namoy xyfxf ny ainy zpiqi ho fanavotana
Izy no lalana sy fiainana ary fahamarinana

Maro ireo maniry hanam-piainana mirindra
Koa andeha torio ilay tsara indrindra
Dia Jesoa Mpiandry tsara ilay efa nanambara
Fa Izy no homba anao hatramin’izao

Dia Jesoa, vaovao mahafaly ho ahy sy hpsmb ho anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404