AMPIANARO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho hahalala sy hankato izay sitrakao
Ampianaro tsy hisalasala fa azo antoka ny herinao
Ampianaro aho ry Jesoa tia tsy hanadino ny famonjenao
Ampianaro koa tsy hania fa mba hahay hifikitra Aminao
Tsy nanenenako ry Jesoa Tompo ny nanekeko ho tarihinao
Fa vfoyppx nanome hery hatrany ny finoako
Ny fitahiana efa natolotrao
Na dia tsy takatry ny saiko aza izay fomba fitantananao
Inoako hatrany f'izay no sahaza
Satria mahatoky ny fitiavanao
Ampianaro aho hanetry tena
Raha hvuny misy fahasoavana azoko
F'Ianao no loharanom-pandresena
Izay nihavian'ny fifaliako
Ampianaro aho ho sahy hijoro
Ka hanambara ny fitiavanao
Fa ny finoana ano tsy hikoro
Ho an'izay manao ny asanao
Ampianaro aho hahazaka
Izay tononkira.serasera.org jeblo fitsapàna mihatra amiko
F'Ianao ilay Mpanjakan'ny mpanjaka
No mpiandry tsara ho an'ny fiainako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3462
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 10:13