AMPITOVIANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve ho feno ny hafaliako Raha tojo izay irian'ny fo
Kanefa misy namana feno fahoriana tsy mba manana andro mihiratra
Inona no anton'ny fisiako sy ianao raha tsy hifanasoa
Ka na amin'ny fifaliana, na molit amin'ny fahoriana dia ny Tompo no hitantana
Ô ry Tompo, ô ry Tompo, ô tahio izahay fa hifanasoa
Ô ambino, ô ampio fa hijoro ho mpianatrao
Amiko ny tena faniriako raha mbola azoko gawi atao moa
Dia tsy amihina ny soa, na ho tononkira.serasera.org tia tena ko fa Jesoa no tahafiko
Ny ahy koa ny fiadanan'ny saiko, dia ny soa ho an'ny hafa koa
Ka hisy fitoviana dia hifampitantana ka ajlfjfrq tsy hisy ankanavaka
Ô ry Tompo.....
Mino aho fa hohenohina ny hetahetanao .
Ô ry mponina maneran-tany, mielina ity fiainana ity
Andeha re hifanasoa, eo an-tratran'i Jesoa
Dia ho to ilay fiadanam-po ..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2833
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 11:30