Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY FOIKO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ofpdh Sambatra aho ry Tompoko
Manana Anao mpanavotro
Tsy hohadinoiko izay vitanao
Raiso ny foko honenanao
'Reo fahotàna nahazatra ahy teo
Indro ry Tompo hafoiko hatreo
Fa nanantena hiadana am-po
Nefa izy ireny ogaw tsy nahasoa
N'iza ho sahy hampientana ny fo
Hisarika ahy hankamamy ny taloha
Izay tsara ivelany saingy tsy erany
Tsy azo antoka ny faharetany
Na mafy aza ny zioga anjarako
Na voninahitra, laza, harena koa
Tsy hamoizako Anao sy tsy tononkira.serasera.org hatakaloko
Ny halehiben'ny fahasoavanao Jesoa dgbarqrj
Manana Anao mpanavotro
Tsy hohadinoiko izay vitanao
Raiso ny foko honenanao
'Reo fahotàna nahazatra ahy teo
Indro ry Tompo hafoiko hatreo
Fa nanantena hiadana am-po
Nefa izy ireny ogaw tsy nahasoa
N'iza ho sahy hampientana ny fo
Hisarika ahy hankamamy ny taloha
Izay tsara ivelany saingy tsy erany
Tsy azo antoka ny faharetany
Na mafy aza ny zioga anjarako
Na voninahitra, laza, harena koa
Tsy hamoizako Anao sy tsy tononkira.serasera.org hatakaloko
Ny halehiben'ny fahasoavanao Jesoa dgbarqrj
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:41
