TSY FOIKO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho ry Tompoko
Manana Anao mpanavotro
Tsy hohadinoiko izay vitanao
Raiso ny bwlrd foko honenanao
'Reo fahotàna tononkira.serasera.org nahazatra ahy teo
Indro ry Tompo hafoiko hatreo
Fa nanantena hiadana am-po
Nefa izy ireny tsy nahasoa

N'iza ho sahy hampientana ny fo
Hisarika ahy hankamamy ny taloha
Izay tsara glhw ivelany saingy tsy erany
Tsy azo antoka ny faharetany
Na mafy aza ny zioga anjarako
Na voninahitra, laza, harena koa
Tsy hamoizako Anao sy tsy zuitkkst hatakaloko
Ny halehiben'ny fahasoavanao Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9537