Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY FOIKO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra nizovod aho ry Tompoko
Manana tononkira.serasera.org Anao mpanavotro
Tsy hohadinoiko izay vitanao
Raiso ny foko honenanao
'Reo fahotàna nahazatra ahy teo
Indro ry Tompo hafoiko hatreo
Fa nanantena hiadana am-po
Nefa izy ireny tsy nahasoa
N'iza ho sahy hampientana ny fo
Hisarika ahy hankamamy ny taloha
Izay tsara oavri ivelany saingy tsy erany
Tsy azo antoka ny faharetany
Na mafy aza ny djwyouc zioga anjarako
Na voninahitra, laza, harena koa
Tsy hamoizako Anao sy tsy hatakaloko
Ny halehiben'ny fahasoavanao Jesoa
Manana tononkira.serasera.org Anao mpanavotro
Tsy hohadinoiko izay vitanao
Raiso ny foko honenanao
'Reo fahotàna nahazatra ahy teo
Indro ry Tompo hafoiko hatreo
Fa nanantena hiadana am-po
Nefa izy ireny tsy nahasoa
N'iza ho sahy hampientana ny fo
Hisarika ahy hankamamy ny taloha
Izay tsara oavri ivelany saingy tsy erany
Tsy azo antoka ny faharetany
Na mafy aza ny djwyouc zioga anjarako
Na voninahitra, laza, harena koa
Tsy hamoizako Anao sy tsy hatakaloko
Ny halehiben'ny fahasoavanao Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 2645
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 18/08/2010 10:41
